Entry (1/2) | 1 mienina |
Root | 2 enina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mizarazara enina [1.1] |
Explanations in English |
5 to divide into six [1.2] |
Explanations in French |
6 être partagé en six [1.3] |
Examples |
7 Ary nataon' Andrianampoinimerina mienina i Imerina to izao [2.48] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mieñina |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 mijanona, mitsahatra: Mieñena ho takon-drano (mamitsaha ho afa-tsiny) [Tanala]
[1.78] |
Anagrams | 15 mienina, mieñina, mienina, mieñina |
Updated on 2023/01/20 |