Entry miempo (empo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menakaraha vao sendra afo
¶ Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina
¶ Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezerany [Rajemisa 1985]
Morphology 
miempo
niempo
hiempo
miempoa
Quotes 

Updated on 2020/07/31