Entry empo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitsonihana, fiovan' ny vongan-javatra ho ranony noho ny fitanehana na fampitaninana andro na afo azy: Tsy mora empo itỳ savoka itỳ izany [1.1]
 Tsonika [1.13]
Explanations in French Fusion [1.13]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31