Entry midongy (dongy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitokona tsy mety manao na tsy mety mandeha: Nidongy tsy nety nihinan-kanina Ikoto
¶ Manao an-ditra, maka an-keriny: Nidongy ny kilalaon-janako i Bozy kely
Mitovy hevitra: mainkazo ~ mamahana ~ mamatovato ~ mamokehana ~ mampitovy molotra ~ mandongilongy ~ mangenahena ~ migin-kazo ~ mihena velona ~ mihenahena ~ mikim-bato ~ mikiribiby ~ mimolotra ~ mitokona ~ mitokozihitra ~ mizihitra ~ mizihizihy ~ miziriziry [Rajemisa 1985]
English definition to sulk, to pout [Hallanger 1973]
French definition bouder, s'obstiner [Hallanger 1974]
Morphology 
midongy
nidongy
hidongy
midongia
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/07/30