Entry dongy
Part of speech noun
Malagasy definition Fijanonana tsy mety manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsy faly; henahena, fitokonana: Raha mba zaza be dongy re izany!
¶ Ditra [Rajemisa 1985]
Derivations 
Examples Ary raha dongy kosa no ampianao hanta, dia miverena, fa irainao ampy ihantana; [Dahle: Angano, page 234]

Entry dongy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Anaran' ny hazo kely marani-doha ampiasaina amin' ilay filalaovana eny amin' ny fasika atao hoe kinapo [Rajemisa 1985]

Updated on 2017/04/02