Entry (1/3) | 1 midiridiry |
Root | 2 diridiry |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony 5 (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho 6 Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia 7 Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy [1.1] 8 miridiridy [Tambahoaka] [1.78] |
Explanations in English |
9 stretched to the full, tense, swollen hard [1.2] |
Explanations in French |
10 Etre tendu, gonflé [1.3] |
Examples |
11 Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana. [2.470] |
Analogs | 12 1.1=mihinjitra=mihinjihinjy=miziriziry |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 14 midiridiry |
Root | 15 diridiry |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 s'obstiner [1.3] |
Entry (3/3) | 19 midiridiry |
Root | 20 diridiry |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in English |
22 to stare at [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 27 midiridiry, miridiridy |
Updated on 2020/07/31 |