Entry | 1 diridiry |
Root | 2 diry |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza: fihenjanana tsy mety milefitra 5 ny maso mivandraka sy misokatra be 6 fihenahenana na kiry tafahoatra izay manjary avona sy fireharehana [1.1] |
Explanations in English |
7 tenseness, tension. See dibaDIba [1.2] |
Explanations in French |
8 Tension, raideur, ballonnement, gonflement, se dit aussi des yeux gros [1.3] |
Derivatives |
|
Analogs | 13 dibadiba |
Anagrams | 14 diridiry, ridiridy |
Updated on 2023/01/20 |