Entry midingina (dingina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika
Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany
Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy
Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [1.1]
Explanations in English To exceed, to advance, to go beyond [1.2]
Morphology 
Present : midingina
Past : nidingina
Future : hidingina
Imperative : midingìna

Entry midingìna (dingina)
Part of speech imperative of active verb midingina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20