Entry midingina (dingina)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika
¶ Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany
¶ Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy
¶ Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [Rajemisa 1985]
English definition   to exceed, to advance, to go beyond [Richardson 1885]
Morphology  
midingina
nidingina
hidingina
midingìna

Entry midingìna (dingina)
Part of speech   imperative of active verb midingina [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

Updated on 2013/04/19