Entry midera (dera)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
English definition to praise, to celebrate, to glorify, to exalt [Richardson 1885]
 to praise, to speak well of [Hallanger 1973]
French definition Louer, exalter, célébrer [Abinal 1888]
 louer, exalter [Hallanger 1974]
Morphology 
midera
nidera
hidera
miderà
Examples Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa. [Andraina: Mitaraina, page 183]

Entry miderà (dera)
Part of speech imperative of active verb midera [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/09/09