Entry midera (dera)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [1.1]
Explanations in English To praise, to celebrate, to glorify, to exalt [1.2]
 To praise, to speak well of [1.7]
Explanations in French Louer, exalter [1.3, 1.8]
 Célébrer [1.3]
Examples Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa. [2.472]
Morphology 
Present : midera
Past : nidera
Future : hidera
Imperative : miderà

Entry miderà (dera)
Part of speech imperative of active verb midera [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20