Entry mibotetaka (botetaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mipetraka amin' ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin' ny tany daholo ny olona mpamangy
Mijanona amin' ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka amin' ny misy azy eo ihany
Mipetraka tsy manao na inona na inona fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foana Rabe fa tsy miasa [1.1]
Explanations in English To be low, to sit down low, to squat, to grow low and shrubby [1.2]
Morphology 
Present : mibotetaka
Past : nibotetaka
Future : hibotetaka
Imperative : mibotetaha

Updated on 2023/01/20