Entry botetaka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza ny toerana iva sy ambany
¶ Ny olona mipetraka amin' ny tany
¶ Ny olona midonanapoana tsy manao na inona na inona. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry botetaka
Part of speech   noun
French definition   Se dit des plantes qui poussent en touffes largement étalées mais de faible hauteur. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  
Scientific name  

Updated on 2017/12/07