Entry miboredika (boredika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina fianarana
Miteny amin' ny fiteny vahiny: Niboredika tamin' ny teny anglisy ry zalahy ka tsy azoko [1.1]
Morphology 
Present : miboredika
Past : niboredika
Future : hiboredika
Imperative : miboredeha

Updated on 2023/01/20