Entry boredika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny
Teny tsy fantatra, teny baiko. [1.1]
Examples Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika? [2.643]
Derivatives 

Updated on 2022/04/13