Entry miantsona (antsona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay lakanay noho ny rivotra
Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin' ny seranana firy izany ny sambo nitondra anareo vao tonga tany Marseille? [1.1]
Explanations in English To be aground, to stop, to strike, to run ashore, as a canoe. [1.2]
 To come to harbor, to anchor [1.7]
Explanations in French Aborder, être arrêté au bord de l’eau, être au mouillage: Saiky tsy afa-niantsona ny lakana noho ny onjan-drano (La barque a abordé difficilement à cause des vagues) ~ Niantsona tamin’ ny seranana telo ny sambo (Le navire a mouillé dans trois ports) [1.3]
 Entrer en rade, ancrer [1.8]
Examples 
1Miala any Antongila izy, mihoatra any avaratry ny Tanjon' i Bobaomby ary dia miantsona mandray namana ao Nosy Be. [2.508]
2Ny hany tombony angaha dia tsy miantsona eny afovoan-drano ny sambo ka mba mahita fisomebisebena eo an-tseranana aho. [2.471]
Morphology 
Present : miantsona
Past : niantsona
Future : hiantsona
Imperative : miantsòna

Entry miantsòna (antsona)
Part of speech imperative of active verb miantsona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/02/14