|
|
|
|

Entry1  miantso
Root  2  antso
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manisy anarana: Ikoto no niantsoana azy fony kely
5  Mamory olona mba hanatrika na ho tonga amin' ny..., manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tanàna fa nisy zava-dehibe nodinihina
6  Manonona tsirairay: Raha efa izany, dia niantso ny anaran' ny miaramila tsirairay ny kapiteny
7  Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve efa nisy niantso ny dokotera?
8  Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny filohan' ny Nosy amin' ny volana mey
9  Mangataka, mitalaho: Miantso ny anaran' ny Tompo
10  Manendry, mifidy: Niantso an-dRanona ho lehiben' ny raharaham-bahiny ny filohan' ny governemanta
11  Manome na mametraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny tanindrazana ka mahereza fo! [1.1]
Explanations in English  12  to call, to summon, to invoke. Manantso is used in the provinces for this. [1.2]
13  to call; to summon; to call out [1.7]
Explanations in French  14  appeler; convoquer; proclamer; crier fort [1.8]
15  appeler, convoquer, publier, proclamer, invoquer: Miantso olona (Appeler quelqu'un) ~ Miantso ny vahoaka (Convoquer le peuple) ~ Miantso kabary (Proclamer une assemblée générale) ~ Maintso an' Andriamanitra (Invoquer Dieu) [1.3]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word miantso

Anagrams  22  miantso, mitsano, santimo

Updated on 2023/01/20