Entry miantso tody
Elementary words miantso ; tody
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manana alahelo aman' olona noho ny ratsy nataony tamin' ny tena, ka mirary an' io ratsy io hihatra aminy ihany koa [1.1]

Updated on 2023/06/12