Entry miantoana (antoana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin' ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy
Mifanarakaraka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika mandahatra Izay hatao sy hanaovana azy ary mikatroka
(Marihina fa amin' ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an' itý teny itỳ, dia tsy mba ny isa tantra (dimy, telo,...) no ampiasaina fa ny mpamaritra (indimy, intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana ~ Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin' ny fivondronana) [1.1]
Explanations in English To advance by gradation. [1.2]
Morphology 
Present : miantoana
Past : niantoana
Future : hiantoana
Imperative : miantoàna
Compound words 

Entry miantoàna (antoana)
Part of speech imperative of active verb miantoana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20