Entry miantehitra (antehitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miankina amy..., matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay raharaha noresahiko taminao [1.1]
Explanations in English To confide in one implicitly, to trust to, to venture on. [1.2]
Examples Miantehitra be loatra amin' ny mamba ny vinanin' ise, ary nefa tsy misy io biby io ny lovantsofina ambaniandro tsy nanadino ny sira. [2.5]
Morphology 
Present : miantehitra
Past : niantehitra
Future : hiantehitra
Imperative : miantehera

Updated on 2023/01/20