Entry mianina (anina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray
Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra
Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahaizana efa azo fa tokony hanitatra ihany [1.1]
 Mionona, afa-po amin' izay efa ao [2.285]
Explanations in English To cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged. [1.2]
Examples 
1Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana [2.996]
2Fa izay mahay mianina, manana ny ampy ary manam-be aza. [2.296]
3Injao ny milina tsy mianina, fa misamonimonina ao an-efitra. [2.499]
Morphology 
Present : mianina
Past : nianina
Future : hianina
Imperative : miana

Entry miana (anina)
Part of speech imperative of active verb mianina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20