Entry |
miangavy
(angavy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [1.1]
|
Explanations in English | To request, to entreat, to crave. [1.2]
|
| To beg, to entreat [1.7]
|
Explanations in French | Prier avec instance, supplier; solliciter [1.8]
|
Examples | Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo.
[2.5]
|
Morphology |
Present : |
miangavy |
Past : |
niangavy |
Future : |
hiangavy |
Imperative : |
miangavia |
|
Proverbs |
|