Entry miandaboboka (daboboka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mianjera: Niandaboboka tao anaty hady ny omby
Nirohotra miara-be: Niandaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1]
Explanations in French Tomber en bas: Niandaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé)
Aller en grand nombre: Niandaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3]
Morphology 
Present : miandaboboka
Past : niandaboboka
Future : hiandaboboka
Imperative : miandaboha
Synonyms midaboboka

Updated on 2023/01/20