Entry miampanga (ampanga)
Part of speech active verb
Malagasy definition Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny
¶ Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabeho nangalatra ny volako [Rajemisa 1985]
English definition to accuse, to charge. [Richardson 1885]
 to accuse [Hallanger 1973]
French definition accuser, dénoncer [Hallanger 1974]
Morphology 
miampanga
niampanga
hiampanga
miampangà

Entry miampangà (ampanga)
Part of speech imperative of active verb miampanga [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/07/18