|
|
|
|

Entry1  mialoha
Root  2  loha
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý
Explanations in English  5  [1.2] to precede, to go before.
6  [1.7] to go before, to precede; beforehand
Explanations in French  7  [1.8] précéder; avant, à l'avance
Examples  8  Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
9  Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mialoha

Anagrams  18  alamohy, alohaim, amolahy, himaloa, himaola, holamai, ialoham, ilamaho, ilamoha, ilaoham, iloaham, iolaham, mahailo, mahaoly, mailaho, mialoha, miloaha, miolaha

Updated on 2022/09/11