Entry | mendy (endy) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka [1.1] | |
Proverbs | Proverbs containing the word mendy | |
Anagrams | mendy, minde |
Updated on 2023/01/05 |