Entry Melaky
Part of speech name (toponym) [full list]
Malagasy definition faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates The twenty-two regions
Examples Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky. [SeFaFi ]
Illustrations 

Updated on 2020/07/31