| Entry | 1 may volon-kelika |
| Elementary words | 2 may, 3 volo, 4 helika |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika
[1.1] |
| Synonyms | 7 mayvolonorona, mayvolontratra |
| Updated on 2025/12/23 |
|