|
|
|
|

Entry1  may volon-kelika
Elementary words  2  may, volo, helika
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika [1.1]
Synonyms  5  may volon' orona, may volon-tratra

Updated on 2023/06/18