Entry | 1 mavomavo |
Root | 2 mavo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambanivohitra ho mavomavo mihitsy ianareo tambonivohitra |
Explanations in French |
5 [1.3] de condition obscure, qui ne s'habille pas selon sa position, mal habillé |
Examples |
6 Aza ny tarehiko mavomavo no jerenao fa ny havako any Dilambato heverina aza ny toho mihahy no tazanina fa ny lefo-mitsangana. [2.131] 7 Ny tanety nanjary mavomavo, fa efa maimaina daholo ny volon'ahitra rehetra; [2.324] 8 Ary izany dia Malagasy mahantra, mavomavo, tsy manam-pahaizana, faraidiny amin' ny toerany eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mavomavo |
Updated on 2023/02/23 |