Entry |
mavesatra
(vesatra)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra
Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany Manelonelo: Mavesatra ny andohako Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona
[1.1]
|
Explanations in English | Heavy [1.7]
|
Explanations in French | Lourd, pesant [1.3, 1.8]
|
| Lourdement chargé [1.3]
|
Examples |
1 | Tsotra sy mavesatra anefa ny teniny:
[2.470]
|
2 | Izahay mpamory fotsiny ihany, ary mpanainga mavesatra.
[2.298]
|
3 | Endrika mavesatra anefa no namalian' i Donga izany fandraisana azy izany.
[2.472]
|
4 | Nandritra ny taona maro, nihevitra izy ho hany irery vavolombelon' io tsiambarambara mavesatra io.
[2.576]
|
|
Morphology |
Present : |
mavesatra,
mavesa- |
Past : |
navesatra,
navesa- |
Future : |
havesatra,
havesa- |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mavesatra
(vesatra)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana [1.1]
|
Explanations in French | Enceinte [1.3]
|
|
Entry |
mavesatra
(vesatra)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana [1.1]
|
Explanations in French | Pénible, intolérable, cuisant De grand prix, de grande valeur [1.3]
|
|