Entry maty fahana (faty, fahana)
Part of speech expression
Malagasy definition fiteny amin' ny basy na tafondro tsy mipoaka, na amin' ny fanambadiana izay tapaka ny fatorana nampikambana ny mpivady [Rajemisa 1985]
English definition used of a gun that has missed fire; or of an intended marriage broken off. [Richardson 1885]

2009/11/07