Entry maty amboa
Elementary words maty ; amboa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [1.1]
Synonyms resy amboa ~ velona amboa

Updated on 2023/06/20