|
|
|
|

Entry1  matihanina
Elementary words  2 maty, 3 hanina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr' asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa tsotra izany na fampianarana (mifanohitra aminy: mpanao an-tselika) [1.1]
Explanations in English  6 [maty hanina] on full salary for a job [1.7]
Explanations in French  7 [maty hanina] salarié pour ce qu'on fait [1.8]

Anagrams  matihanina, 8 maty hanina

Updated on 2026/02/04