Entry masolavitra (maso, lavitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovam-pijerena natao hahitana mazava ary miavaka tsara ny zavatra lavitra [Rajemisa 1985]
Explanations in English a telescope [Hallanger 1973]
Explanations in French télescope [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Examples ary hitany tsara tamin'ny masolavitra koa Rainisoavololona mpitarika. [Rasamuel: Zanakantitra]

Entry Masolavitra
Part of speech name (pseudonym) [full list]
Explanations in French pseudonyme de Ramaholimihaso Ulysse [Ranaivoson 2004]
Tables and plates Pen names of Malagasy writers

Updated on 2020/10/17