|
|
|
|

Entry1  martiry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana
Synonyms  4  maritiora, martiora

Anagrams  5  itriram, martiry, miritra, rimitra, triarim

Updated on 2020/07/31