Entry maritiora
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [Rajemisa 1985]
Explanations in English a martyr [Hallanger 1973]
Explanations in French martyr [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin English: martyr. French: martyr.

Updated on 2020/07/31