Entry marina raha tsy
Elementary words marina raha ; tsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-manamafy izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (manamafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny) [1.1]

Updated on 2023/11/20