Entry | marimarika (marika (arika)) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Mahina, mahimahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tsy nampoiziko dia ho very saina izy [1.1] | |
Explanations in English | Suspicious, mistrustful [1.2] | |
Examples | Eny ihany tokoa Ramalagasy: toa tsy marimarika izay kanjo mpamantatra mangina.
[2.296] | |
Updated on 2023/02/23 |