Entry marimarika (marika (arika))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahina, mahimahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tsy nampoiziko dia ho very saina izy
Mitovy hevitra: maodimaody [Rajemisa 1985]
Explanations in English suspicious, mistrustful [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31