|
|
|
|

Entry1  mari-hoditra
Elementary words  2 maritra, 3 hoditra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mangatsiaka ka mahatsiaro mitsangantsangam-bolo (mafana ny hoditra ka mahatsiaro mangatsiaka ny tena voakasiky ny rivotra manodidina) [1.1]

Updated on 2025/09/12