Entry maritra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e!
Mitovy hevitra: afa-dranom-panala ~ mangorovitsika
Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1]
Examples Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424]
Derivatives 
Synonyms marimaritra
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/20