Entry maridrefy
Elementary words marika ; refy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filazana habe na halavan-javatra amin' ny tsipika ampahafolo na ampahazato na ampaharivo...n' ny tena habeny; ohatra: amin' ny sarintany vita mandrefy 1/250.000, ny halavana 1sm dia 1sm / 260.000 sm na 2500 m, na 2,5 km amin' ny tena izy; valandotra [1.1]
 (mari-drefy) mpanohatra ny refin-jeva an-tsary sy refin-jeva tena izy [1.13]
Explanations in French (mari-drefy) échelle d'un plan ou d'une carte [1.13]
Vocabulary 
Synonyms valandotra
Compound words 

Updated on 2023/10/21