Entry mareforefo (reforefo (refo))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy mora vaky izaitsizy [Rajemisa 1985]
Examples Alo-tovovavy mareforefo toy ny volotra tsofin' ny rivotra no hany tazako vetivety, dia maso roa mibaliaka sady namirapiratra nahitako fahi-tana mahagaga. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Entry mareforefo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy karazan' ahitra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31