Entry maola (ola)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanala] Adaladala, tsy hendry, maditra [1.78]
 Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo [1.1]
Explanations in English Frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic
In the provinces, it means mad [1.2]
Derivatives 
Synonyms maolamaola
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20