Entry | farimaola | |
Elementary words | fari- (fary) ; maola | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana iantsoana ilay fary entina mihazakazaka ka enjehina mba ho azo raha misy hasoavana, toy ny fakam-bolon-jaza na ny fandidiam-poitra [1.1] | |
Explanations in English | Sugar-cane used either in the ceremony of circumcision, or on the first cutting of a child's hair. [1.2] | |
Updated on 2023/11/04 |