Entry manozongozona (hozongozona (hozona))
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery
¶ Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy afaka manozongozona ny fitokiako anao
¶ Mitady haka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny [Rajemisa 1985]
English definition   to shake to agitate [Hallanger 1973]
French definition   secouer, agiter [Hallanger 1974]
Morphology  
manozongozona
nanozongozona
hanozongozona
manozongozòna

Entry manozongozòna (hozongozona (hozona))
Part of speech   imperative of active verb manozongozona [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

Updated on 2012/07/16