Entry manototra (tototra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manarona: Manototra tany ny vodihazo
¶ Mameno: Manototra nahandro ny latabatra
¶ Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao
¶ Manafotra: Manototra henatra olona [Rajemisa 1985]
 mameno ny banga [SLP 1986]
English definition to fill with earth etc.; to cover [Hallanger 1973]
French definition couvrir, combler [Abinal 1888]
 combler de terre, etc.; couvrir [Hallanger 1974]
French definition combler [SLP 1986]
Morphology 
manototra
nanototra
hanototra
manotofa

Entry manotòtra (totòtra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana [Rajemisa 1985]
French definition secouer les fils en les raidissant pour les égaliser [Abinal 1888]
Morphology 
manotòtra
nanotòtra
hanotòtra
manotora

Updated on 2020/07/31