Entry |
tototra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano? Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [1.1]
|
Explanations in English | Filled; covered with earth [1.7]
|
Explanations in French | Comblé, couvert de terre [1.8]
|
Examples |
1 | Tototra tsikelikely teny ny saha rehetra.
[2.472]
|
2 | Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga.
[2.117]
|
|
Morphology |
|
Derivatives |
Proverbs |
|
Entry |
totòtra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [1.1]
|
Explanations in French | Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser Figuré: détente des nerfs [1.3]
|
Derivatives |
|