Entry manorisory (sorisory (sory))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany
Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra
Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [1.1]
Explanations in English To vex, to chagrin [1.7]
Explanations in French Vexer, agacer [1.8]
Examples Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy. [2.5]
Morphology 
Present : manorisory
Past : nanorisory
Future : hanorisory
Imperative : manorisoria

Updated on 2023/01/20